إعدادات العرض
Nanao ouzò ny Mpaminany (S.A.W) ka nataony indray mandeha indray mandeha avokoa
Nanao ouzò ny Mpaminany (S.A.W) ka nataony indray mandeha indray mandeha avokoa
Tatitra azo avy amin'i Ibn Àbbàs (R.A), Niteny ka nanao hoe : Nanao ouzò ny Mpaminany (S.A.W) ka nataony indray mandeha indray mandeha avokoa.
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari]
الترجمة
العربية English မြန်မာ Svenska Čeština ગુજરાતી Yorùbá Nederlands اردو Bahasa Indonesia ئۇيغۇرچە বাংলা Türkçe සිංහල हिन्दी Tiếng Việt Hausa తెలుగు Kiswahili پښتو অসমীয়া دری Кыргызча Lietuvių Kinyarwanda नेपाली മലയാളം Bosanski ಕನ್ನಡ Kurdî Oromoo Română Soomaali Shqip Српски Українська Wolof Moore Tagalog தமிழ் Azərbaycan فارسی ქართული 中文 Magyar Português Deutsch Македонски Русский bm አማርኛ Akanالشرح
Indraindray ny Mpaminany (S.A.W) dia nanasa indray mandeha ny rantsana tsirairay aminy rehefa manao ozò, ka nanasa ny tavany - anisan'izany ny vava sy ny orona - ary ny tànana sy ny tongotra indray mandeha, ary io no fetra tsy maintsy atao.فوائد الحديث
Ny indray mandeha no tsy maintsy atao ny manasa ireo rantsambatana, ary ny mihoatra noho izany dia mendrika.
Ara-dalàna indraindray ny manasa indray mandeha eo amin'ny ouzò.
Ny maha ara-dalàna ny misafo loha indray mandeha.