i Mpaminany (S,W,A) no olona tsara toetra indrindra

i Mpaminany (S,W,A) no olona tsara toetra indrindra

Tatitra azo avy amin'i Anas Ibn Malik (R.A) niteny : i Mpaminany (S,W,A) no olona tsara toetra indrindra.

[Sahih/Authentic.] [Al-Bukhari and Muslim]

الشرح

i Mpaminany (S.A.W) no tonga lafatra indrindra amin'ny olona rehetra, ​​ary izy no voalohany tamin'ny fitondran-tena sy ny hatsaran-toetra rehetra, tamin'ny fanomezna ny teny mamy, ny fanaovana ny tsara, ny famirapiratana amin'ny tarehy, ny fandrarana ny ratsy ary ny fandeferana amin'ny hafa.

فوائد الحديث

Fahafenoan'ny toetran'ny Mpaminany (S.W.A).

i Mpaminany (S.W.A) no modely tonga lafatra amin'ny fitondran-tena tsara.

Famporisihana amin'ny fankana tahaka ny Mpaminany (S.W.A) amin'ireo hatsaran-toetra misy Aminy.