إعدادات العرض
Ny Mpaminany (S.A.W) nanasa indroa, indroa tamin'ny ouzò
Ny Mpaminany (S.A.W) nanasa indroa, indroa tamin'ny ouzò
Tatitra azo avy amin'i Abdollahi Ibn Zayd (R.A) : Ny Mpaminany (S.A.W) nanasa indroa, indroa tamin'ny ouzò.
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari]
الترجمة
العربية English မြန်မာ Svenska Čeština ગુજરાતી Yorùbá Nederlands اردو Bahasa Indonesia ئۇيغۇرچە বাংলা Türkçe සිංහල हिन्दी Tiếng Việt Hausa తెలుగు Kiswahili پښتو অসমীয়া دری Кыргызча Lietuvių Kinyarwanda नेपाली മലയാളം Bosanski ಕನ್ನಡ Kurdî Oromoo Română Soomaali Shqip Српски Українська Wolof Moore Tagalog தமிழ் Azərbaycan فارسی ქართული 中文 Magyar Português Deutsch Русский Македонски bm አማርኛالشرح
Indraindray ny Mpaminany (S.A.W) rehefa manao ozò dia manasa indroa ny rantsana tsirairay izay diovina, avy eo nanasa ny tavany - anisan'izany ny fanasan'ny vava sy ny orona - ary ny tànana roa sy ny tongotra indroa.فوائد الحديث
Ny tsy maintsy atao eo amin'ny fanasana ny rantsambatana dia ny indray mandeha, fa ny mihoatra an'izany dia fanampiny mendrika.
Azo atao indroa ny manasa rantsam-batana rehefa manao ozò indraindray.
Ny Maha ara-dalàna eo amin'ny fisafoana loha dia ny indray mandeha.