إعدادات العرض
Nambara tamiko ireo andininy - na nilatsaka - izay tsy mbola hita hatrizay hatrizay, dia ireo fiarovana roa
Nambara tamiko ireo andininy - na nilatsaka - izay tsy mbola hita hatrizay hatrizay, dia ireo fiarovana roa
Tatitra azo avy amin'i Okba Ibn Aamir (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Nambara tamiko ireo andininy - na nilatsaka - izay tsy mbola hita hatrizay hatrizay, dia ireo fiarovana roa."
[Mari-pototra] [Notantaraiin'i Moslim]
الترجمة
العربية Tiếng Việt অসমীয়া Nederlands Bahasa Indonesia Kiswahili Hausa සිංහල English ગુજરાતી Magyar ქართული Română Русский Português ไทย తెలుగు मराठी دری Türkçe አማርኛ বাংলা Kurdî Македонски Tagalog ភាសាខ្មែរ Українськаالشرح
Nitatitra i Okba bin Amer (R.A) fa hoy ny Mpaminany taminy : Nampidinin'I Allah tamiko androany alina ireo andininy izay tsy mbola hita hatrizay - izany hoe tamin'ny fitadiavana fialofana - dia ireo fiarovana roa mpanala devoly : Sorah {kol Birabbil Falaq}, ary Sorah {kol Birabbin Nasi}.فوائد الحديث
Fanazavana ny hasarobidin'ireo sorah roa ireo.
Famporisihana mba hitady fialofana amin’ny ratsy rehetra amin'ny alàlan'izy roa.