إعدادات العرض
Nandrara ny fanaovana Qaz’aa ny irak’Allah (S.A.W)
Nandrara ny fanaovana Qaz’aa ny irak’Allah (S.A.W)
Tatitra azo avy amin'i Ibn Oumar (R.A) niteny : Nandrara ny fanaovana Qaz’aa ny irak’Allah (S.A.W).
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari sy Moslim]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी ئۇيغۇرچە Kurdî Hausa Português മലയാളം తెలుగు Kiswahili မြန်မာ ไทย 日本語 پښتو Tiếng Việt অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી Yorùbá Nederlands සිංහල தமிழ் دری Magyar ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių Română Kinyarwanda नेपाली Српски Soomaali Deutsch Moore Українська Български Wolof Azərbaycan ქართული тоҷикӣ bm Македонски አማርኛالشرح
Nandrara i Mpaminany (S.A.W) ny amin'ny fanapahana ampahany amin'ny volo eo amin'ny loha ka mamela ny ampahany. Ary ny fandrarana dia ho an'ny lehilahy rehetra tsy ankanavaka na zaza na lehibe, satria ny vehivavy dia tsy manapaka ny volon-dohany.فوائد الحديث
Ny fifantohan'ny lalàna Islamika amin'ny endrik'olombelona.