إعدادات العرض
Ny fitondran-tena tsy mendrika
Ny fitondran-tena tsy mendrika
1- “Ho lazaiko anareo ve ny fahotana lehibe indrindra
2- “ Ialao avokoa ireo fahotana fito izay maharendrika
3- “Mitandrema ianareo amin'ny ahiahy; Satria ny ahiahy no lainga indrindra amin'ny resaka
4- “Tsy hiditra ao amin’ny Paradisa izay mpitondra resaka mampiady. ”
5- “ Ny Olona tena tsy Tian’i Allah indrindra dia ny olona tsy resy ambava ”
7- Nandrara ny fanaovana Qaz’aa ny irak’Allah (S.A.W)
8- Teo anatrehan'i Oumar izahy ka niteny izy hoe : "Voarara taminay ny fankasarotana
10- Ny fanompana ny mpino silamo dia fahalotoam-pitondran_tena, ary ny ady aminy dia fikomina
12- Fantatrareo ve iza no olona bankirompitra (faillite)?
13- Izay milaza Hadith momba ahy izay heverina ho lainga dia voasokajy ho anisan'ny mpandainga izy
15- Izay mandainga ny amiko an-tsitrapo, dia efa nametraka ny toerany ao amin'ny Afobe