إعدادات العرض
“ Ny Olona tena tsy Tian’i Tompo Allah indrindra dia ny Olona tsy resy ambava ”
“ Ny Olona tena tsy Tian’i Tompo Allah indrindra dia ny Olona tsy resy ambava ”
Tatitra azo avy tamin'i Aicha (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) hoe : “ Ny Olona tena tsy Tian’i Tompo Allah indrindra dia ny Olona tsy resy ambava ”
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari sy Moslim]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी Kurdî Hausa Português മലയാളം తెలుగు Kiswahili தமிழ் မြန်မာ Deutsch 日本語 پښتو Tiếng Việt অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands ئۇيغۇرچە සිංහල ไทย دری Fulfulde Magyar ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių or Română Kinyarwanda Српски O‘zbek Moore नेपाली Oromoo Wolof Soomaali Български Українська Azərbaycan ქართული Lingala тоҷикӣ Македонски bmالشرح
Nanazava sy Nilaza Amintsika i Mpaminany (S.W.A), fa i Tompo Allah ilay Avo Tsitoha, dia mankahala ny Olona izay miady mafy sy be olana, izay tsy manaiky ny fanekena ny fahamarinana, ary miezaka ny hanosika izany amin'ny famaliany, na miady amin'ny fahamarinana nefa manitatra ny fifandirana ary mihoatra ny fetran'ny antonony, ary miady hevitra tsy misy fahalalana.فوائد الحديث
Tsy tafiditra ho ao anatin’ny sokajin’ny fifandirana izay tsy azo ekena izany rehefa sendra mitaky ny Zony amin’ny alalan’ny fitsarana ilay Olona izay voaheloka.
Ny fifamaliana sy ny fifandrafiana dia anisan’ny lozam-pifamoivoizan’ny lela izay miteraka fisaratsarahana sy fifandirana eo amin’ny samy Mpino Isilamo.
Mendri-piderana ny fifamaliana raha toa ka momba ny marina sy ny fomba fanaony amin'ny endrika tsara, ary ny fandavana ny marina sy ny fanamafisana ny lainga, na ny tsy misy tohan-kevitra na Porofo, dia tsy mety.