إعدادات العرض
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba
Ny hatsarana sy ny fahalalam-pomba
2- Tena marina fa efa mazava ny Azo atao ary mazava ihany koa ny Voarara
5- Tena marina fa i Tompo Allah dia naniraka amin'ny fanaovana tsara ny zavatra rehetra
13- Aza atsahatra amin'ny fahatsiarovana an'i Tompo Allah ny lelanao
14- “Ho lazaiko anareo ve ny fahotana lehibe indrindra
15- Raha misy olona mitia ny Rahalahiny, dia aoka izy hilaza aminy mivantana hoe tia azy izy
18- “ Ialao avokoa ireo fahotana fito izay maharendrika
21- dia hampidirin’I Allah ao amin’ny Paradisa izy noho ny asany”
28- “Saron’ny fahafinaretana ny helo, ary saron’ny fahasahiranana ny Paradisa.”
30- Allah dia hamindra fo amin'izay olona miantra rehefa mivarotra, na mividy, na mitrosa
34- Tena marina fa efa mazava ny Azo atao ary mazava ihany koa ny Voarara
35- Tena marina fa Allah nandidy amin'ny fanaovana tsara amin'ny zava-drehetra
37- Asa dia miainga amin'ny finiavana, ary ny Olona tsirairay dia samy hahazo valisoan'ny fikasany
38- Aza tezitra
40- Nanota ny mpanompo iray ka niteny hoe : Tompo ô, mamelà ny fahotako
42- Izay tsy nahazo ny fahatsoram-po dia tsy nahazo ny hatsarana
45- “Mitandrema ianareo amin'ny ahiahy; Satria ny ahiahy no lainga indrindra amin'ny resaka
46- Ny asa tsara rehetra dia fanomezana
49- Izay manoro làlana amin’ny tsara dia hahazo tahaka ny valisoa azon'ny manao izany
50- Aza manompa ny maty, fa efa nahavita izay nataony avokoa izy ireo
52- “ Tsy miditra ny Paradisa izay manapaka ny fihavanana”
53- “Tsy hiditra ao amin’ny Paradisa izay mpitondra resaka mampiady. ”
56- “ Izay mino an’i Tompo Allah sy ny Andro farany dia aoka Izy mba hiteny tsara na hangina
57- Izay tsy mamindra Fo amin'ny Olona, dia tsy hamindra ao aminy ihany koa i Allah ilay avo Tsitoha
58- “ Ny Olona tena tsy Tian’i Allah indrindra dia ny olona tsy resy ambava ”
61- Ny Henatra na ny fahamaotinana dia anisan’ny Finoana
62- “ Ny Hataka sy ny fitalahoana dia fanompoam-pivavahana
69- Izay tian'i Allah hahazo ny hatsarana dia atony mahatakatra ny lafiny ara-pinoana
70- “i Allah dia mankatia ny mpanompo matahotra azy sy manan-karena ary miafinkafina
71- i Mpaminany (S.A.W) dia tsy mba mamerina ny ranomanitra izay nomena Azy
76- Ny mendrika indrindra aminareo dia ireo izay manana fitondran-tena tsara indrindra
78- Tsy namela fakam-panahy mampidi-doza ao aoriako mihaotra ny lehilahy amin'ny vehivavy aho
79- Ankamorao fa aza akasarotina, ary milazà vaovao mahafaly fa aza mampandositra
86- Nandrara ny fanaovana Qaz’aa ny irak’Allah (S.A.W)
87- Teo anatrehan'i Oumar izahy ka niteny izy hoe : "Voarara taminay ny fankasarotana
96- “ Rehefa namorona ny Paradisa sy ny Afobe i Allah, dia naniraka an’i anjely Jibril (A.S)
