إعدادات العرض
Allah dia hamindra fo amin'izay olona miantra rehefa mivarotra, na mividy, na mitrosa
Allah dia hamindra fo amin'izay olona miantra rehefa mivarotra, na mividy, na mitrosa
Tatitra azo avy amin'i JABIR (r.a), fa niteny i mpaminany (saw) ilay Iraka mahafatokin'ny Tompo Allah ka nanao hoe : "Allah dia hamindra fo amin'izay olona miantra rehefa mivarotra, na mividy, na mitrosa."
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी සිංහල ئۇيغۇرچە Kurdî Hausa Português മലയാളം తెలుగు မြန်မာ Deutsch 日本語 پښتو Tiếng Việt অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands Kiswahili தமிழ் ไทย دری Български Fulfulde Magyar Italiano ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių or Română Kinyarwanda тоҷикӣ O‘zbek Akan नेपाली Moore Azərbaycan Wolof Oromoo Soomaali Українська km bm rn ქართული Македонски Српски Lingalaالشرح
Nangataka famindram-po ho an'izay mora sy malala-tanana eo amin'ny fivarotana i Mpaminany (saw). Tsy manaikitra loatra amin'ny vidin'ny entana eo amin'ny mpividy ary maneho ny hatsaram-panahy. Tsotra sy malala-tanana rehefa mividy; ary tsy manambany sy mampihena ny sandan’ny entana Izy, Tsotra sy malefaka raha mitaky ny handoa ny trosany izy; tsy manery ny ory sy ny mahantra izy, fa mangataka aminy amim-pahalemem-panahy ary mamindra fo amin'ny mahantra.فوائد الحديث
Iray amin'ireo tanjon'ny lalàna islamika ny hitazona izay mahasoa ny fifandraisan'ny olona.
Famporisihana ny fampiasana ny fitondran-tena ambony amin'ny fifampiraharahana eo amin'ny olona, toy ny fividianana sy fivarotana, sy izay mitovy amin'izany.
التصنيفات
Ny fitondran-tena tsara