إعدادات العرض
Ny fitondran-tena tsara
Ny fitondran-tena tsara
2- Tena marina fa i Tompo Allah dia naniraka amin'ny fanaovana tsara ny zavatra rehetra
5- Raha misy olona mitia ny Rahalahiny, dia aoka izy hilaza aminy mivantana hoe tia azy izy
6- Allah dia hamindra fo amin'izay olona miantra rehefa mivarotra, na mividy, na mitrosa
9- Tena marina fa Allah nandidy amin'ny fanaovana tsara amin'ny zava-drehetra
10- Aza tezitra
12- Izay tsy nahazo ny fahatsoram-po dia tsy nahazo ny hatsarana
15- Izay manoro làlana amin’ny tsara dia hahazo tahaka ny valisoa azon'ny manao izany
16- “ Izay mino an’i Tompo Allah sy ny Andro farany dia aoka Izy mba hiteny tsara na hangina
17- Izay tsy mamindra Fo amin'ny Olona, dia tsy hamindra ao aminy ihany koa i Allah ilay avo Tsitoha
19- Ny Henatra na ny fahamaotinana dia anisan’ny Finoana
22- “i Allah dia mankatia ny mpanompo matahotra azy sy manan-karena ary miafinkafina
26- Ny mendrika indrindra aminareo dia ireo izay manana fitondran-tena tsara indrindra
27- Ankamorao fa aza akasarotina, ary milazà vaovao mahafaly fa aza mampandositra
35- Ny mpino silamo dia tsy mpanindrona be, mpanozona be, mpanao vetaveta be, na mpiteny ratsy
39- “Nirahina aho mba hameno ny fitondran-tena tsara.”
