إعدادات العرض
“Nirahina aho mba hameno ny fitondran-tena tsara.”
“Nirahina aho mba hameno ny fitondran-tena tsara.”
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Nirahina aho mba hameno ny fitondran-tena tsara.”
[Tsara]
الترجمة
العربية Tiếng Việt অসমীয়া Nederlands Bahasa Indonesia Kiswahili Hausa සිංහල English ગુજરાતી Magyar ქართული Română Русский Português ไทย తెలుగు मराठी دری Türkçe አማርኛ বাংলা Kurdîالشرح
Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa nirahin'I Allah Tsitoha izy mba hahatanteraka ny hasina sy ny fitondran-tena tsara. Ka ny nandefasana ny Mpaminany tohin'ireo iraka teo alohany, ary mba hahatanteraka ny fitondran-tena tsaran'ny Arabo. Satria nankatia hatsarana izy ireo ary mankahala ny ratsy, olona manana ny maha-izy azy, ny fahalalahan-tànana sy ny haja; Koa nirahina ny Mpaminany (S.A.W) hanitsy ny lesoka teo amin’ny fitondran-tenany, toy ny fireharehany amin’ny firazanana, ny fiavonavonana, ny fanamavoana ny mahantra, sy ny sisa.فوائد الحديث
Mamporisika ny fitondran-tena tsara ary mandrara ny mifanohitra amin'izany.
Fanazavana ny maha-zava-dehibe ny fitondran-tena tsara amin'ny lalàna Islamika ary anisan'ny laharam-pahamehana izany.
Ny olona talohan'ny finoana Silamo dia nanana fitondran-tena tsara tavela, anisan'izany ny fahalalahan-tànana, ny herim-po, ary ny zavatra hafa, ka ny finoana Silamo dia tonga nanampy azy ireo.
التصنيفات
Ny fitondran-tena tsara