إعدادات العرض
“i Allah dia mankatia ny mpanompo matahotra azy sy manan-karena ary miafinkafina
“i Allah dia mankatia ny mpanompo matahotra azy sy manan-karena ary miafinkafina
Tatitra azo avy tamin'i Saad Ibn Abi Waquas (R.A) niteny : Izaho naheno an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : “i Allah dia mankatia ny mpanompo matahotra azy sy manan-karena ary miafinkafina".
[Mari-pototra] [Notantaraiin'i Moslim]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी Tiếng Việt සිංහල Kurdî Hausa Português മലയാളം తెలుగు မြန်မာ ไทย Deutsch 日本語 پښتو অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી Yorùbá Nederlands ئۇيغۇرچە Kiswahili தமிழ் دری Fulfulde Magyar ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių Română Kinyarwanda नेपाली Српски Wolof Soomaali Moore Українська Български Azərbaycan ქართული тоҷикӣ bm Oromoo Македонскиالشرح
Nanazava i Mpaminany (S.A.W) fa Allah ilay Tsitoha dia mankatia ny mpanompony sasantsasany. Anisan’izany ny mpatahotra azy : izay manaraka ny didin’Allah sy miala amin’ny fandrarany. Ary mankatia ny mpanankarena : ilay tsy miantehitra amin'ny olona afa-tsy i Allah ary tsy miherika any amin'ny olon-kafa. Ary mankatia ny miafina : Ny manetry tena, ny manompo ny Tompony, sahirana amin’izay mahasoa azy, ary ny tsy miraharaha izay mahafantatra azy na miresaka momba azy amin’ny fiderana sy hatsarana.فوائد الحديث
Fanazavana ny ampahany amin’ireo toetra takina amin’ny fitiavan’Allah ny mpanompony, izany dia ny fatahorana an'i Allah sy ny fanetren-tena ary fankasitrahana amin'izay nomen'Allah.
التصنيفات
Ny fitondran-tena tsara