إعدادات العرض
Izay tsy mamindra Fo amin'ny Olona, dia tsy hamindra ao aminy ihany koa i Allah ilay avo Tsitoha
Izay tsy mamindra Fo amin'ny Olona, dia tsy hamindra ao aminy ihany koa i Allah ilay avo Tsitoha
Tatitra azo avy tamin’i Jarir bin Abdillah Al-Qusri (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.w) manao hoe : "Izay tsy mamindra Fo amin'ny Olona, dia tsy hamindra ao aminy ihany koa i Allah ilay avo Tsitoha."
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari sy Moslim]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी Kurdî Hausa Português മലയാളം తెలుగు Kiswahili தமிழ் မြန်မာ Deutsch 日本語 پښتو Tiếng Việt অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands ئۇيغۇرچە සිංහල ไทย دری Fulfulde Magyar ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių or Română Kinyarwanda Српски O‘zbek Moore नेपाली Oromoo Wolof Soomaali Български Українська Azərbaycan ქართული Lingala тоҷикӣ bm Македонскиالشرح
Manazava i Mpaminany (S.W.A) fa na iza na iza tsy mamindra Fo amin’ny Olona dia tsy hamindra Fo Aminy ihany koa i Tompo Allah ilay avo Tsitoha ka ny fangorahan’ny Mpanompo iray amin’ny zavaboary no iray amin’ireo antony lehibe indrindra ahazoany ny famindram-pon’i Tompo Allah ilay avo Tsitoha.فوائد الحديث
Ilaina ny fangoraham-po ho an’ny zavaboary rehetra, saingy tokony hotononina manokana ny Olona noho ny fiahiany Azy.
i Tompo Allah ilay avo Tsitoha no Mpamindra Fo indrindra ary mamindra Fo amin’ny Mpanompony be famindram-po, koa ny valisoa dia mitovy amin’ny Asa izay natao
Ny fangoraham-po amin'ny Olona dia ny fanomezana Soa azy ireo, ny fandroahana ny Ratsy amin'izy ireo, ary ny fitondrana Azy tsara.
التصنيفات
Ny fitondran-tena tsara