إعدادات العرض
Ny mpino silamo dia tsy mpanindrona be, mpanozona be, mpanao vetaveta be, na mpiteny ratsy
Ny mpino silamo dia tsy mpanindrona be, mpanozona be, mpanao vetaveta be, na mpiteny ratsy
Tatitra azo avy tamin'i Abdollah bin Massod (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Ny mpino silamo dia tsy mpanindrona be, mpanozona be, mpanao vetaveta be, na mpiteny ratsy."
[Mari-pototra] [Notantarain'i Al-Tirmizì]
الترجمة
العربية অসমীয়া Bahasa Indonesia Kiswahili አማርኛ Tagalog Tiếng Việt ગુજરાતી Nederlands සිංහල پښتو Hausa മലയാളം ไทย नेपाली Кыргызча English Svenska Română Kurdî Bosanski فارسی తెలుగుالشرح
Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa tsy fanaon'ny mpino be finoana ny manala baraka ny olona amin'ny firazanany, na ny manompa sy manozona matetika, na ny manao vetaveta amin'ny fihetsika na fiteny, tsy misy henatra akory.فوائد الحديث
Ny manala ny finoana eo amin'ny lahatsoratry ny lalàna silamika dia tsy inona afa-tsy noho ny fanaovana zava-boarara na tsy firaharahana adidy.
Famporisihana hitandro ny rantsambatana sy hiaro azy amin’ny ratsy, indrindra ny lela.
Nilaza i Sindi : Ny filazana hoe ( mpanindrona be sy mpanozona be) porofo milaza fa tsy midika ho tsy mpino ny olona tafanompa mahalana ireo olona mendrika hahazo izany.