إعدادات العرض
Tsy namela fakam-panahy mampidi-doza ao aoriako mihaotra ny lehilahy amin'ny vehivavy aho
Tsy namela fakam-panahy mampidi-doza ao aoriako mihaotra ny lehilahy amin'ny vehivavy aho
Tatitra azo avy amin'i Oussam Ibn Zayd (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Tsy namela fakam-panahy mampidi-doza ao aoriako mihaotra ny lehilahy amin'ny vehivavy aho."
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari sy Moslim]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी සිංහල Kurdî Hausa Português മലയാളം తెలుగు Kiswahili မြန်မာ ไทย Deutsch 日本語 پښتو Tiếng Việt অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી Yorùbá Nederlands ئۇيغۇرچە தமிழ் دری Magyar ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių Română Kinyarwanda नेपाली Српски Wolof Soomaali Moore Українська Български Azərbaycan ქართული тоҷикӣ bm Oromoo Македонски አማርኛالشرح
Nilaza i Mpaminany (S.A.W) fa tsy namela tao aoriany ny fitsapana na fakampanahy mahery vaika izay manimba mihoatra ny fakampanahy eo amin'ny lehilahy sy ny vehivavy; Raha anisan’ny ankohonany ilay vehivavy, dia vosedra izy fiarovana azy amin’ny fandikan-dalàna, ary raha olon-tsy fantatra (tsy ankohonany) kosa ilay vehivavy, dia vosedra izy amin’ny fifangaroany sy ny fiarahany mitakosina aminy ary ny faharatsiana aterak’izany.فوائد الحديث
Ny tokony ataon'ny mpino silamo dia mitandrina amin'ny fakam-panahy ataon'ny vehivavy, ary manidy ny làlana rehetra izay mitondra makany amin'ny fakam-panahy.
Tokony hifikitra amin’Allah ny mpino ary maniry mba ho voaro amin’ny fakam-panahy.
التصنيفات
Fanamelohana ny filàna sy ny sitrapo