إعدادات العرض
Tsy azo atao ny mandao (mirafy) ny rahalahiny mihoatra ny telo alina, rehefa mifankahita izy ireo, ary mandà izy roa lahy, mifanome lamosina ary ny tsara indrindra amin'izy ireo dia izay manomboka miarahaba manao ny Salamo
Tsy azo atao ny mandao (mirafy) ny rahalahiny mihoatra ny telo alina, rehefa mifankahita izy ireo, ary mandà izy roa lahy, mifanome lamosina ary ny tsara indrindra amin'izy ireo dia izay manomboka miarahaba manao ny Salamo
Tatitra azo avy tamin'i Abi Ayob al-ansàrý (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao : " Tsy azo atao ny mandao (mirafy) ny rahalahiny mihoatra ny telo alina, rehefa mifankahita izy ireo, ary mandà izy roa lahy, mifanome lamosina ary ny tsara indrindra amin'izy ireo dia izay manomboka miarahaba manao ny Salamo."
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी Kurdî Hausa Português മലയാളം తెలుగు Kiswahili தமிழ் မြန်မာ Deutsch 日本語 پښتو Tiếng Việt অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands ئۇيغۇرچە සිංහල ไทย دری Fulfulde Magyar ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių or Română Kinyarwanda Српски O‘zbek Moore नेपाली Oromoo Wolof Soomaali Български Українська Azərbaycan ქართული тоҷикӣ bm Македонскиالشرح
Nandrara i Mpaminany (S.A.W) fa tsy azo atao ny mandao ny rahalahiny mpino mitovy finoana aminy mihoatry ny telo alina, ka mandritra izany fotoana izany dia mifankahita eny an-dàlana izy roa nefa tsy hifampiarahaba na tsy hifampiresaka. Ny tena tsara indrindra amin'ireo mpifanolana roa dia izay miezaka mandrava ny ady, ny atao hoe : Fisitahana eto dia ny Fanalavirana izay ataony vatana, fa ny fanalavirana manoloana an'i zo ny Tompo Allah ilay avo Tsitoha, dia alavirana toy ny fanalavirana an'ireo mpanota no sady tsy mpankatoa an'i Tompo Allah sy ireny mpamorona ny zava-baovao amin'ny Finoana sy ireo mpanao Ratsy maro samy hafa, nefa izy ireo manao ho namana, tsy ferana amin'ny fotoana iray ihany anefa izany fa miankina amin'ny fahalianana amin'ny fanalavirana, ary manjavona miala rehefa tafiala.فوائد الحديث
Azo atao ny manalavitra mandritra ny Telo Andro na latsakany izay, amin'ny fiheverana sy fandinihana ny toetran'ilay olombelona, ka ny fialana sy fiatahana mandritra ny Telo Andro dia navela mba hialana io soritr'aretina io.
Ny hasin’ny fiarabana, dia ny manala izay ao anatin’ny Fo sy Fanahy, ary izany no mariky ny fitiavana.
Ny Finoana Islam dia tia firahalahiana sy fisakaizana eo amin'ny vahoaka Mpanara-dia azy.