إعدادات العرض
Ny asa tsara rehetra dia fanomezana
Ny asa tsara rehetra dia fanomezana
Tatitra azo avy tamin'i Jàbir bin Abdillah (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : " Ny asa tsara rehetra dia fanomezana".
[Mari-pototra] [Notantarain'i Al-Bokhari avy amin'ny hadith-n'i Jabir, ary notantarain'ny Moslim avy amin'ny hadith-n'iHodhayfah]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी ئۇيغۇرچە Kurdî Português മലയാളം తెలుగు Kiswahili தமிழ் မြန်မာ Deutsch 日本語 پښتو Tiếng Việt অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands සිංහල Hausa ไทย دری Fulfulde Magyar Italiano ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių or Română Kinyarwanda Српски O‘zbek Moore नेपाली Oromoo Wolof Soomaali Български Українська Azərbaycan ქართული Lingala bm тоҷикӣ Македонскиالشرح
Milaza amintsika ny Mpaminany (S.A.W) fa ny asa soa rehetra sy izay mahasoa ny hafa, amin'ny teny na amin'ny fihetsika dia fanomezana, ary mitondra valisoa sy hatsarana.فوائد الحديث
Ny fanomezana dia tsy voafetra amin’izay avoakan’ny olona amin’ny volany, fa tafiditra ao anatin’izany ny zavatra tsara rehetra ataon’ny olona na izay nolazainy sy ampitainy any amin’ny hafa.
Mampirisika ny olona hanao ny soa sy izay rehetra mahasoa ny hafa ihany koa.
Tsy ny manao tsinontsinona ireo asa soa na dia kely sy maivana aza.
التصنيفات
Vokatsoan'ny asa soa