إعدادات العرض
“ Tsy miditra ny Paradisa izay manapaka ny fihavanana”
“ Tsy miditra ny Paradisa izay manapaka ny fihavanana”
Tatitra azo avy tamin'i Jobairy ibn Mot’im (R.A), izy nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : “ Tsy miditra ny Paradisa izay manapaka ny fihavanana”.
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी Tiếng Việt Kurdî Hausa Português മലയാളം తెలుగు Kiswahili မြန်မာ Deutsch 日本語 پښتو অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands ئۇيغۇرچە සිංහල தமிழ் ไทย دری Fulfulde Magyar ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių or Română Kinyarwanda Српски O‘zbek Moore नेपाली Oromoo Wolof Soomaali Български Українська Azərbaycan ქართული тоҷикӣ bm Македонскиالشرح
Milaza tamintsika i Mpaminany (S.A.W) fa izay manapaka ny zon'ny havany, na manimba sy manararaotra azy ireo, dia mendrika azy ny tsy hiditra ao amin'ny Paradisa.فوائد الحديث
Fahotana lehibe tokoa ny fanapahana ny fifamatoram-pianakaviana.
Ny rohim-pianakaviana dia araka ny fomba rehetra fantatra sy hamatarana azy, ary izay dia miseho amin'ny endrika maro samy hafa arakaraka ny toerana sy ny fotoana ary ny Olona.
Ny fitazomana ny Ron’ny fianakaviana dia amin’ny alalan’ny famangiana azy ireo, sy ny fiantrana azy ireo, ary ny fanaovana hatsaram-panahy amin’izy ireo, tafiditra amin'izany ny famangiana ny marary sy ny fandidiana azy ireo ny mba hanao ny soa, ary ny fandrarana azy ireo amin'ny fanaovana ny Ratsy, sy ny zavatra hafa ankoatran'izay voalaza.
Arakaraky ny maha-akaiky ny fanapahana ny Rohim-pianakaviana no maha-mpanota mafy ny olona iray.