إعدادات العرض
“Saron’ny fahafinaretana ny helo, ary saron’ny fahasahiranana ny Paradisa.”
“Saron’ny fahafinaretana ny helo, ary saron’ny fahasahiranana ny Paradisa.”
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), fa niteny i Mpaminany (saw) manao hoe : “Saron’ny fahafinaretana ny helo, ary saron’ny fahasahiranana ny Paradisa.”
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी Tiếng Việt සිංහල ئۇيغۇرچە Kurdî Hausa Português മലയാളം မြန်မာ Deutsch 日本語 پښتو অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands తెలుగు Kiswahili தமிழ் ไทย دری Български Fulfulde Magyar Italiano ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių or Română Kinyarwanda тоҷикӣ O‘zbek Akan नेपाली Moore Azərbaycan Wolof Oromoo Soomaali Українська bm km rn ქართული Македонски Српски Lingalaالشرح
Manazava i Mpaminany (saw) fa ny afobe dia voadidin'ny zavatra irin'ny fanahy, toy ny fanaovana zavatra voarara na ny fanaovana tsirambina ny adidy. Na iza na iza manaraka ny sitrapony sy ny faniriany amin'izany dia mendrika azy ny Afo. Ary tena marina fa io Paradisa io dia voahodidina zavatra halan’ny fanahy; Toy ny fikirizana amin’ireo fanompoana nodidiana, miala amin’ny zava-boarara, ary faharetana amin’izany, ka raha mifofofofo sy miezaka mafy amin’izany izy dia mendrika ny hiditra any amin’ny Paradisa.فوائد الحديث
Isan'ireo antony maharendrika ny olona ao anatin'ny fahafinaretana dia ny fanaingoan'ny devoly ny zavatra ratsy sy ny fahotana, lasa hitan'ny olona tsara izany ka mirona makany aminy.
Ny baiko fialana amin'ny faniriana voarara; satria izy io no lalana mankany amin’ny Afobe, ary faharetana manoloana ny fahasahiranana; satria io no lalana mankany amin'ny Paradisa.
Ny hasin'ny tolona atao amin'ny sitra-po, sy ny fiezahana amin'ny fanompoana, ary ny faharetana amin'ireo fahasahiranana sy ny fijaliana izay miodidina ny fankatoavana.
التصنيفات
Endriky ny Paradisa sy ny Afobe