إعدادات العرض
Teo anatrehan'i Oumar izahy ka niteny izy hoe : "Voarara taminay ny fankasarotana
Teo anatrehan'i Oumar izahy ka niteny izy hoe : "Voarara taminay ny fankasarotana
Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A) niteny : Teo anatrehan'i Oumar izahy ka niteny izy hoe : "Voarara taminay ny fankasarotana".
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी සිංහල Kurdî Hausa Português മലയാളം తెలుగు Kiswahili မြန်မာ ไทย 日本語 پښتو Tiếng Việt অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી Yorùbá Nederlands ئۇيغۇرچە தமிழ் دری Magyar ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių Română Kinyarwanda नेपाली Српски Soomaali Deutsch Moore Українська Български Wolof Azərbaycan ქართული тоҷикӣ bm Македонски አማርኛالشرح
Mampahafantatra i Omar (R.A) fa nandrara azy ireo i Mpaminany (S.A.W) tamin'ny fandraisana vesatra amin'ny zavatra tsy misy antony, na teny izany na fihetsika.فوائد الحديث
Ny fankasarotana voarara dia : Ny fanontaniana betsaka amin'ireo zavatra tsy misy dikany, na koa fandraisana andraikitra zavatra tsy ananana fahalalana, na koa fampidirana vesatra amin'izay efa namaivanin'i Allah.
Tokony manazatra tenany ny mpino iray amin'ny fanamaivanana ny teny sy ny fihetsika : amin'ny sakafony, zava-pisotrony, fiteniny, sy ny raharaha rehetra mahakasika azy eo amin'ny fiainany.
Ny finoana Islam dia finoana mora sy tsotra.
التصنيفات
Ny fitondran-tena tsy mendrika