“ Teny roa maivana amin’ny lela, nefany tena mavesa-danja eo amin’ny mizana (vato-fandajana), ary tian’Ilay Be famindrampo

“ Teny roa maivana amin’ny lela, nefany tena mavesa-danja eo amin’ny mizana (vato-fandajana), ary tian’Ilay Be famindrampo

Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “ Teny roa maivana amin’ny lela, nefany tena mavesa-danja eo amin’ny mizana (vato-fandajana), ary tian’Ilay Be famindrampo: (Sobohànalloàhy wa Bihamdihÿ Sobohànalloahil- Andhìmo) Voninahitra anie ho an’i Tompo Allah Lehibe, Voninahitra ho an’i Tompo Allah ary ho Azy ny Dera ”.

[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari sy Moslim]

الشرح

Ny Mpaminany (S.W.A) dia nanazava sy Nilaza : ny mombany Teny roa izay lazain'ny Olona iray eo amin'ny fiainany ka tsy misy fahasarotana na amin'ny toe-javatra rehetra misy sy mandalo, ary manana valisoa lehibe izy ireo eo amin'ny mizana, ary ny Tompon-tsika, be famindram-po, Avo Indrindra. , Tia azy ireo : (Sobohànalloàhy wa Bihamdihÿ Sobohànalloahil- Andhìmo); Noho ny zavatra nampidirin’izy ireo tamin’ny filazalazana an’i Tompo Allah ho lehibe sy lavorary, ary ny fahadiovany amin’ny lesoka, Sambatra sy Avo Indrindra.

فوائد الحديث

Ny fahatsiarovana tena lehibe indrindra dia ny (Zikry) dia ny fampiarahana ny fisandratan’i Tompo Allah sy ny fiderana Azy.

Fanazavana ny halehiben’ny famindram-pon’i Tompo Allah amin’ireo Mpanompony dia mamaly valisoa lehibe ho azy ireo Izy amin’ny Asa kely izay vitan'izy ireo.

التصنيفات

Tonombavaka atao