إعدادات العرض
“ Tsy misy mendri-kaja kokoa eo amin’i Tompo Allah ilay avo Tsitoha mihoatra noho ny Fangatahana Douan. ”
“ Tsy misy mendri-kaja kokoa eo amin’i Tompo Allah ilay avo Tsitoha mihoatra noho ny Fangatahana Douan. ”
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “ Tsy misy mendri-kaja kokoa eo amin’i Tompo Allah ilay avo Tsitoha mihoatra noho ny Fangatahana Douan. ”
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी ئۇيغۇرچە Kurdî Hausa Português മലയാളം తెలుగు Kiswahili မြန်မာ ไทย Deutsch 日本語 پښتو Tiếng Việt অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands සිංහල தமிழ் دری Fulfulde Magyar ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių or Română Kinyarwanda Српски O‘zbek Moore नेपाली Oromoo Wolof Soomaali Български Українська Azərbaycan ქართული Lingala тоҷикӣ Македонски bmالشرح
Nanazava ka Nilaza i Mpaminany (S.W.A) fa tsy misy zavatra tsara kokoa eo imason’i Tompo Allah mihoatra noho ny Fangatahana sy fitalahoana miambany amin'ny alalan'ny Fangatahana. Satria mirakitra ny fanekena ny haren’i Tompo Allah ilay avo Tsitoha, ary ny fanekena ny tsy fahafahan’ny Mpanompo sy ny tsy fahampian’ny eo amin’ny Tenany izany.فوائد الحديث
Ny hasin'ny Fangatahana sy ny vonahiny, ary izay miantso ka mangataka amin'i Tompo Allah dia efa manome voninahitra Azy sy manaiky fa Mpanan-karena Izy, ary voninahitra lehibe ho Azy izany, ary ny mahantra tsy angatahina, ary tena Mandre tokoa Izy, ka ny marenina tsy angatahana, Malala-tanana Izy, ka ny mahihitra tsy angatahina, ary Mpamindra fo Izy, ny mahery fo tsy angatahina, ary Mahery Izy, ka ny tsy manan-kery tsy angatahina, ary akaiky tokoa Izy , ka ny lavitra tsy angatahana. , ary Izany no iray amin’ireo Toetran’ny fahalehibiazana sy ny hakanton’i Tompo Allah ilay avo Tsitoha.
التصنيفات
Vokatsoan'ny Douan