إعدادات العرض
Izay maniry ny hanitatra ny fivelomany, ary ny hanitatra ihany koa ny anjaram-pivelomana, dia aoka izy hihazona ny fifandraisany amin'ireo havany.
Izay maniry ny hanitatra ny fivelomany, ary ny hanitatra ihany koa ny anjaram-pivelomana, dia aoka izy hihazona ny fifandraisany amin'ireo havany.
Tatitra azo avy tamin'i Anas Ibn Malik (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay maniry ny hanitatra ny fivelomany, ary ny hanitatra ihany koa ny anjaram-pivelomana, dia aoka izy hihazona ny fifandraisany amin'ireo havany. "
الترجمة
العربية Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Türkçe اردو 中文 हिन्दी বাংলা ئۇيغۇرچە Kurdî Português മലയാളം తెలుగు Kiswahili தமிழ் සිංහල မြန်မာ Deutsch 日本語 پښتو Tiếng Việt অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands Hausa ไทย دری Fulfulde Magyar ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių or Română Kinyarwanda Српски O‘zbek Moore नेपाली Oromoo Wolof Soomaali Български Українська Tagalog Azərbaycan ქართული тоҷикӣ bm Македонскиالشرح
I Mpaminany (S.A.W) dia mamporisika ny fitazonana fatratra ny fifandraisana amin'ireo havana amin'ny alalan'ny fitsidihana, sy ny fanaovan-tsoa ara-batana sy ara-bola, ary ny ankoatra izany , ary izany no anisany anton'iray azahoana ny anjara masoandrom-pivelomana lehibe sy lasa ho anisany ho ela velona.فوائد الحديث
Ny Havana dia fianakavina eo amin’ny andaniny (Papa) sy ny ankilany (Mama), ary arakaraky ny maha akaiky azy no maha lehibe ny Zony.
Ny valisoa dia tena mitovy tantana mihitsy amin’ny Asa izay natao, izay mampifandray ny havany amin’ny fahamarinana sy ny fiantrana, dia i Allah no hitahy sy hanampy azy amin’ny fiainany sy ny fivelomany.
Anisany atony hanitarana sy hampitoboana ny fivelomana dia ny fampifandraisana sy fifamatorana eo amin’ny samy fianakaviana, na dia voafaritra manokana aza ny andro-piainana sy ny fivelomana, dia mety ho fitahiana eo amin’ny fivelomana sy ny androm-piainany izany rehetra izany, ka manao zavatra mahasoa kokoa izy mandritra ny androm-piainany mihoatra ny hafa izay manao izany, ary voalaza fa tena fitomboany fivelomana sy ny androm-piainany tokoa ny voalaza ary eto i Allah no tena mahalala.
التصنيفات
Vokatsoan'ny asa soa