إعدادات العرض
“Izay manana biby fiompy hataony sorona ka rehefa niditra ny volana Zolhijjah, dia aoka tsy hanala na inona na inona amin’ny volony na amin’ny hohony izy mandra-panaovany ilay sorona
“Izay manana biby fiompy hataony sorona ka rehefa niditra ny volana Zolhijjah, dia aoka tsy hanala na inona na inona amin’ny volony na amin’ny hohony izy mandra-panaovany ilay sorona
Tatitra azo avy tamin'i Omm Salamah, Renin'ny mpino, vadin'ny Mpaminany (S.A.W) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Izay manana biby fiompy hataony sorona ka rehefa niditra ny volana Zolhijjah, dia aoka tsy hanala na inona na inona amin’ny volony na amin’ny hohony izy mandra-panaovany ilay sorona".
[Mari-pototra] [Notantaraiin'i Moslim]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी Tiếng Việt සිංහල Kurdî Português Kiswahili অসমীয়া ગુજરાતી Nederlands Hausa മലയാളം Română Magyar ქართული Moore ไทย Македонски తెలుగు मराठी ਪੰਜਾਬੀ دری አማርኛالشرح
Nandidy i Mpaminany (S.A.W) izay te hamono zavatra hatao sorona, mba tsy haka na inona na inona amin'ny volon-dohany, amin'ny handriny, amin'ny volombava, sns... na amin'ny hohon'ny tanany na ny tongony rehefa tonga ny volana Zol-Hijjah mandra-panaovany sorona.فوائد الحديث
Izay mikasa hanao sorona aorian'ny fiandohan'ny folo andro, dia manomboka amin'ny fotoana nokasainy ka hatramin'ny fanaovana sorona ny fifadiana voalaza etsy ambony.
Raha mbola tsy nanatanteraka ny sorona amin'ny andro voalohany izy, dia tsy maintsy hifady mandra-panaony ny sorona amin'ny andro rehetra amin'ny andron'ny Tashreeq.
التصنيفات
Ny fanapahana