إعدادات العرض
Ny Mpaminany (S.A.W) dia tsy namela rakaat efatra alohan'ny mitataovovonana sy roa rakaat alohan'ny maraina
Ny Mpaminany (S.A.W) dia tsy namela rakaat efatra alohan'ny mitataovovonana sy roa rakaat alohan'ny maraina
Tatitra azo avy tamin'i Aicha renin'ny mpino (R.A) niteny manao hoe : Ny Mpaminany (S.A.W) dia tsy namela rakaat efatra alohan'ny mitataovovonana sy roa rakaat alohan'ny maraina.
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Bahasa Indonesia Tagalog Türkçe اردو हिन्दी Français 中文 Kurdî Português Русский Nederlands Tiếng Việt অসমীয়া ગુજરાતી Kiswahili پښتو සිංහල Hausa മലയാളം नेपाली Magyar ქართული తెలుగు Македонски Svenska Moore Română ไทย Українська मराठी ਪੰਜਾਬੀ دری አማርኛ Wolof ភាសាខ្មែរ ಕನ್ನಡالشرح
Nitatitra i Aisha (R.A) fa ny Mpaminany (S.A.W) dia nanao vavaka an-tsitrapo tsy tapaka tao an-tranony ary tsy namela azy ireo : rakaat efatra misy fiarahabana (SALAM) roa alohan'ny mitataovovonana, ary roa rak'ah alohan'ny vavaka maraina.فوائد الحديث
Tsara ny mitazona rakaat efatra alohan'ny vavaka mitataovovonana, ary rakaat roa alohan'ny vavaka maraina.
Tsara kokoa ny mivavaka Sonnah Rawatib tsy tapaka ao an-trano, ary izany no nahatonga an'i Aisha (R.A) no nilaza izany.
التصنيفات
Ireo Sounna Rawatib