إعدادات العرض
i Mpaminany (S.W.A) dia miteny eo anelanelan'ny fiankohofana roa hoe : "Allahomma- ghfirlì, warhamnì, wa à'finì, wahdinì, warzoqnì
i Mpaminany (S.W.A) dia miteny eo anelanelan'ny fiankohofana roa hoe : "Allahomma- ghfirlì, warhamnì, wa à'finì, wahdinì, warzoqnì
Tatitra azo avy amin'i Ibn Abbas (R.A) : i Mpaminany (S.W.A) dia miteny eo anelanelan'ny fiankohofana roa hoe : "Allahomma- ghfirlì, warhamnì, wa à'finì, wahdinì, warzoqnì".
[Tsara miaraka amin'ny porofo hafa] [Notantarain'I Abo Daòd, Al-Tirmizì, Ibn Màjah ary Ahmad]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी Kurdî Hausa Português മലയാളം తెలుగు Kiswahili தமிழ் සිංහල မြန်မာ ไทย Русский 日本語 پښتو Tiếng Việt অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands ئۇيغۇرچە دری Magyar Italiano ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių Kinyarwanda नेपाली Română Српски Soomaali Moore Deutsch Українська Български Wolof Azərbaycan ქართული тоҷикӣ bm Македонскиالشرح
i Mpaminany (S.W.A) dia mangataka eo anelanelan'ny fiankohofana roa amin'ny Soalat amin'ireto fangatahana dimy izay tena ilain'ny mpino ireto, izay mandrakotra ny hatsarana eto an-tany sy ny any an-koatra, fangatahana famelan-keloka sy sy fanafoanana ny ota ary ny fanambelana izany, ary fangatahana indrafo, sy ny fiarovana amin'ny fakam-panahy sy ny aretina, ny fangatahana ny fahitsina sy ny fifikirana amin'izany ary ny anjara amin'ny finoana sy ny fahalalana ary asa soa sy ny harena madio.فوائد الحديث
Azo atao ny miteny ity Douan ity eo anelanelan'ny fiankohofana roa.
Fahasoavan'ity Doa'n ity dia mandrakotra ny hatsara eto an-tany sy ny any ankoatra.