Tsy ho tonga no sady tsy ho avy mihitsy ny Andro farany raha tsy miady amin'ny Jiosy avokoa Ianareo, mandra-pahatongavan'ny vato izay hiafenan'ny Jiosy hiteny hoe : Ry Mpino, misy Jiosy ao aoriako, ka vonoy Izy

Tsy ho tonga no sady tsy ho avy mihitsy ny Andro farany raha tsy miady amin'ny Jiosy avokoa Ianareo, mandra-pahatongavan'ny vato izay hiafenan'ny Jiosy hiteny hoe : Ry Mpino, misy Jiosy ao aoriako, ka vonoy Izy

Tatitra azo avy amin'i Abou Houraira (R.D), fa Niteny i Mpaminany (S.W.A) ka nanao hoe : " Tsy ho tonga no sady tsy ho avy mihitsy ny Andro farany raha tsy miady amin'ny Jiosy avokoa Ianareo, mandra-pahatongavan'ny vato izay hiafenan'ny Jiosy hiteny hoe : Ry Mpino, misy Jiosy ao aoriako, ka vonoy Izy ."

[Sahih/Authentic.] [Al-Bukhari and Muslim]

الشرح

Nilaza i Mpaminany fa tsy ho tomga ary tsy ho avy mihitsy ny ora raha tsy miady mifamono ny vahoaka Mpino Islamo sy ny ireo vahoaka ny Jiosy. Na dia mandositra ao ambadikIn'ny vato aza ireo Jiosy mba hiafina ny Mpino Islamo; dia efa ho nampitenenin'i Tompo Allah ilay vato ary niantso ny Mpino Islamo ka Niteny hoe : Misy Jiosy miafina ao aoriany mba hahatongavany hamono Azy.

فوائد الحديث

Ny fampahafantarana nomen'ny Mpaminany (S.W.A) amin'ireo zavatra tsy hita maso sy ny zavatra izay mbola ho avy, araka izay nampahafantarin'i Tompo Allah Azy, dia tsy maintsy hitranga avokoa izany rehetra izany.

Ady ataon'ny vahoaka Mpino Islamo amin'ireo vahoakan'ny Jiosy amin'ny fara-andro dia iray amin'ireo famantarana ny fahatongavany Andro farany.

Fijanonan'ny finoana Islam mandra-patongavan'ny Andro farany, ary ny fanjakany manoloana an'ireo finoana rehetra.

Fanavotan'i Tompo Allah an'ireo vahoaka Mpino Islamo manoloana ny fahavalon'izy ireo, ka anisan'izany dia ny fampitenenan'ny Tompo Allah ny vato amin'ny fara-Andro.