إعدادات العرض
Rehefa nodidin'i Allah ho faty any amin'ny toerana iray ny mpanompony dia hataon'i Allah lasa misy antondiany any amin'io toerana io
Rehefa nodidin'i Allah ho faty any amin'ny toerana iray ny mpanompony dia hataon'i Allah lasa misy antondiany any amin'io toerana io
Notaterin'i Matar ibn O'kàmis (R.D) : Niteny ilay Irak'Allah (S.A.W) manao hoe : "Rehefa nodidin'i Allah ho faty any amin'ny toerana iray ny mpanompony dia hataon'i Allah lasa misy antondiany any amin'io toerana io".
[Mari-pototra] [Notantarain'i Al-Tirmizì]
الترجمة
العربية English မြန်မာ Svenska Čeština ગુજરાતી Yorùbá Nederlands اردو Español Bahasa Indonesia ئۇيغۇرچە বাংলা Türkçe Bosanski සිංහල हिन्दी Tiếng Việt Hausa മലയാളം తెలుగు Kiswahili پښتو অসমীয়া Shqip دری Ελληνικά Български Fulfulde ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių Română Kinyarwanda Српски тоҷикӣ O‘zbek नेपाली Moore Kurdî Wolof Soomaali Français Azərbaycan Tagalog Українська தமிழ் Deutsch bm ქართული Português Македонски Magyar Русский فارسی 中文 ភាសាខ្មែរ Oromooالشرح
Milaza sy mampahafantatra i Mpaminany (S.A.W) : fa rehefa nandahatra sy nanapakevitra amin'ny fahafatesan'ny Mpanompo iray i Tompo Allah nefa tsy ao amin'io tany io ilay Mpanompony, dia hataon'i Tompo Allah misy zavatra ilainy any amin'io toerana io dia tonga any Izy ka eo no hakana ny fanahiny dia eo Izy no maty.فوائد الحديث
Ny Hadith dia manamafy ilay Tenin'i Tompo Allah milaza ny hoe : {Ary tsy misy Olona mahalala na mahafantatra izay tany hahafatesany}.