إعدادات العرض
Rehefa nivoaka avy tao amin'ny lavapiringa ny Mpaminany (S.A.W), dia niteny hoe : " Ny famelanao ry tompo Allah
Rehefa nivoaka avy tao amin'ny lavapiringa ny Mpaminany (S.A.W), dia niteny hoe : " Ny famelanao ry tompo Allah
Tatitra azo avy tamin'i Aicha Renin'ireo mpino (R.A) niteny izy : Rehefa nivoaka avy tao amin'ny lavapiringa ny Mpaminany (S.A.W), dia niteny hoe : " Ny famelanao ry tompo Allah".
[Mari-pototra] [Notantarain'I Abo Daòd, Al-Tirmizì, Ibn Màjah ary Ahmad]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी Kurdî অসমীয়া Kiswahili አማርኛ Tiếng Việt ગુજરાતી Nederlands සිංහල Hausa پښتو ไทย नेपाली Кыргызча മലയാളം Svenska Românăالشرح
Rehefa nivoaka avy tao anaty trano fivoahana ny Mpaminany (S.A.W) dia miteny hoe : Mangataka Aminao aho (amin'ny famelanao), ry Alla ô!.فوائد الحديث
Tsara ny miteny hoe: "Ghofranaka" rehefa avy nandao ny toerana fivoahana.
Nangataka famelan-keloka tamin'ny Tompony ny Mpaminany (S.A.W), amin'ny toe-javatra rehetra.
Ny anton'ny fangatahana famelan-keloka taorian'ny famoahana maloto : noho ny tsy fahatomombanana eo amin'ny fankasitrahana an'I Allah noho ireo fitahiany be dia be, ao anatin'izany ny fanamorana ny fanesorana izay manahirana, ary mangataka famelan-keloka Aminao aho raha toa ka variana tsy nahatsiaro Anao aho tamin'ny ny famoahana maloto.