إعدادات العرض
Rehefa miankohoka ianao dia apetraho ny felatananao ary atsangano ny kiho
Rehefa miankohoka ianao dia apetraho ny felatananao ary atsangano ny kiho
Tatitra azo avy amin'i Barra (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Rehefa miankohoka ianao dia apetraho ny felatananao ary atsangano ny kiho."
[Mari-pototra] [Notantaraiin'i Moslim]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी ئۇيغۇرچە Hausa Kurdî Português Nederlands Tiếng Việt অসমীয়া ગુજરાતી Kiswahili پښتو සිංහල Azərbaycan മലയാളം नेपाली Magyar ქართული తెలుగు Македонски Svenska Moore Română Українська ไทย मराठी ਪੰਜਾਬੀ دری አማርኛ Wolof ភាសាខ្មែរ ಕನ್ನಡالشرح
Nanazava ny toeran'ny tànana eo amin'ny fiankohofana ny Mpaminany (S.A.W), amin'ny fametrahana ny fela_tànana amin'ny tany ary ny rantsantanana mitodika mankany amin'ny Qibla, ary ny kiho - ny tonon`ny sandry sy ny sandriny ambony - dia tokony hatsangana eo ambonin`ny mikasika ny tany sy ankoatra ny lafiny.فوائد الحديث
Ny mpivavaka dia tsy maintsy mametraka ny felatanany amin'ny tany, ary ny felatanana dia roa amin'ireo rantsana fito amin'ny fiankohofana.
Tsaratsara ny manandratra ny sandriny amin'ny tany, ary ny tsy fitiavana ny fanaparitahana azy ireo toy ny mamelatra ny sandriny.
Azo atao ny maneho ny fahazotoana sy ny fahatanjahana ary faniriana hivavaka.
Raha miantehitra amin'ny rantsana rehetra ao amin'ny fiankohofana ilay olona mivavaka, dia mahazo ny anjara fanompoany ny rantsana tsirairay avy.
التصنيفات
Ny fomba fanaovana Swalat