إعدادات العرض
Nahita lehilahy iray nivavaka irery tao ambadiky ny filaharana ny irak'Allah (S.A.W) ka nasainy namerina ny vavaka nataony ilay lehilahy
Nahita lehilahy iray nivavaka irery tao ambadiky ny filaharana ny irak'Allah (S.A.W) ka nasainy namerina ny vavaka nataony ilay lehilahy
Tatitra azo avy amin'i Wasib (R.A) : Nahita lehilahy iray nivavaka irery tao ambadiky ny filaharana ny irak'Allah (S.A.W) ka nasainy namerina ny vavaka nataony ilay lehilahy.
[Tsara] [Notantarain'I Abo Daòd, Al-Tirmizì, Ibn Màjah ary Ahmad]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Türkçe اردو हिन्दी Tagalog 中文 Kurdî Português Русский Nederlands অসমীয়া ગુજરાતી Tiếng Việt Kiswahili پښتو සිංහල Hausa മലയാളം नेपाली Magyar ქართული తెలుగు Македонски Svenska Moore Română ไทย Українська मराठी ਪੰਜਾਬੀ دری አማርኛ Wolof ភាសាខ្មែរ ಕನ್ನಡالشرح
Nahita lehilahy iray nivavaka irery tao ambadiky ny filaharana ny Mpaminany (S.A.W), ka nasainy namerina ny vavaka nataony. Satria tsy mitombina ny vavaka nataony tamin’io fotoana io.فوائد الحديث
Famporisihana ho tonga aloha amin’ny vavaka miaraka sy hirosoana amin’izany, ary tsy hivavaka irery ao ambadiky ny laharan’ny vavaka mba tsy hahatonga ny fivavahany ho tsy manan-kery.
Hoy I Ibn Hajar : Izay manomboka ny vavaka irery ao ambadiky ny laharana ary avy eo mikambana amin'ny filaharana alohan'ny hitsanganana amin'ny fiankohofana dia tsy voatery hamerina izany, toy ny ao amin'ny hadith Abo Bakra, raha tsy izany dia tsy maintsy manaraka ny hevitry ny hadith amin'ny ankapobeny izay noentin'i Wabisa.
