إعدادات العرض
Raha tsy ho lasa enta-mavesatra amin'ny mpino - na : ho an'ny vahoaka - dia nandidy azy ireo aho hampiasa ny siwak isaky ny hanao Swalat aho
Raha tsy ho lasa enta-mavesatra amin'ny mpino - na : ho an'ny vahoaka - dia nandidy azy ireo aho hampiasa ny siwak isaky ny hanao Swalat aho
Tatitra avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Raha tsy ho lasa enta-mavesatra amin'ny mpino - na : ho an'ny vahoaka - dia nandidy azy ireo aho hampiasa ny siwak isaky ny hanao Swalat aho."
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी ئۇيغۇرچە Hausa Português Kurdî Kiswahili සිංහල Nederlands Tiếng Việt ગુજરાતી অসমীয়া پښتو नेपाली മലയാളം Yorùbá ქართული Magyar తెలుగు Македонски Svenska ಕನ್ನಡ Moore አማርኛ Română Українська ไทย मराठी ਪੰਜਾਬੀ دری Wolof ភាសាខ្មែរالشرح
Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa raha tsy noho ny fahatahorana ny fahasahiranana ho an'ny mpino eo amin'ny vahoakany dia ho nanery azy ireo hampiasa ny siwak isaky ny hanao Swalat izy.فوائد الحديث
Fangorahan'ny Mpaminany (S.A.W) tamin'ny vahoakany, ary fatahorany hanome enta-mavesatra azy ireo.
Ny foto-kevitra fototra momba ny didin'ny Mpaminany (S.A.W) dia ny tsy maintsy atao, raha tsy misy porofo milaza fa an-tsitrapo izany.
Tsaratsara ny mampiasa Siwak (miborosy nify kely) isaky ny hivavaka.
Ibn Daqiq al-Eid dia nilaza hoe : Ny fahendrena ao ambadiky ny fanolorana ny siwak rehefa mijoro hanao Soalat dia fanakakaizana an'I Allah, noho izany dia ilaina ny fahafenoan'ny fahadiovana mba hanehoana ny voninahitry ny fivavahana.
Ny Hadith amin'ny ankapobeny dia ahitana ny siwak ho an'ny olona mifady hanina, na dia aorian'ny mitataovovonana aza, toy ny vavaka mitataovovonana sy tolakandro.