إعدادات العرض
Tsy misy olona miarahaba ahy afa-tsy hoe haverin'I Allah amiko mba hamaliako ny fiarahabany
Tsy misy olona miarahaba ahy afa-tsy hoe haverin'I Allah amiko mba hamaliako ny fiarahabany
Tatitra azo avy tamin'i Abo Horaira (R.A) niteny i Mpaminany (S.A.W) : "Tsy misy olona miarahaba ahy afa-tsy hoe haverin'I Allah amiko mba hamaliako ny fiarahabany".
[Tsara ny fampitana] [Notantarain'i Abo Daòd sy Ahmad]
الترجمة
العربية Bosanski English فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Türkçe اردو 中文 हिन्दी ئۇيغۇرچە Español Hausa Kurdî Português සිංහල Nederlands অসমীয়া Tiếng Việt Kiswahili ગુજરાતી پښتو Română മലയാളം Deutsch नेपाली ქართული Moore Magyar తెలుగు Кыргызча Svenska ಕನ್ನಡ Українська Kinyarwanda Македонски Oromoo ไทย Српски मराठी ਪੰਜਾਬੀ دری አማርኛ বাংলাالشرح
Nilaza i Mpaminany (S.A.W) fa haverina aminy ny fanahiny mba hiarahabany izay rehetra miarahaba azy, na akaiky na lavitra; ny fiainan'ny barzakh sy ny ao am-pasana dia raharaha tsy hita maso, ary Allah irery ihany no mahalala ny maha-izy azy, ary Izy no mahay ny zava-drehetra.فوائد الحديث
Mamporisika ny fandefasana ny vavaka sy ny fiarahabana betsaka ho an'ny Mpaminany (S.A.W).
Ny fiainan’ny Mpaminany (S.A.W) ao am-pasana no fiainana feno indrindra azon’ny olombelona iainana ao amin’ny barzakh, satria tsy misy mahalala ny fahamarinany afa-tsy Allah ilay Tsitoha.
Ny hadith dia tsy porofo ho an'ireo milaza fa ny fiainan'ny irak'Allah (S.A.W) dia fiainana tahaky ny iainantsika, mba tsy ataon'ireo mpanompo sampy ho porofo hitadiavana famonjena aminy, Fa kosa, fiainana barzakh izany.
التصنيفات
Ireo zavatra mampiavaka ny Mpaminany