إعدادات العرض
Marina tokoa fa i Allah dia mitia ny fanatanterana ireo fanamaivanana izay nomeny, toy ny fitiavany fanatanterahana ireo didiny napetrany
Marina tokoa fa i Allah dia mitia ny fanatanterana ireo fanamaivanana izay nomeny, toy ny fitiavany fanatanterahana ireo didiny napetrany
Tatitra azo avy amin'i Ibn Abbas (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : " Marina tokoa fa i Allah dia mitia ny fanatanterana ireo fanamaivanana izay nomeny, toy ny fitiavany fanatanterahana ireo didiny napetrany ".
[Mari-pototra] [Notantarain’i Ibn Hibbàn]
الترجمة
العربية English မြန်မာ Svenska Čeština ગુજરાતી Yorùbá Nederlands اردو Español Bahasa Indonesia ئۇيغۇرچە বাংলা Türkçe Bosanski සිංහල हिन्दी Tiếng Việt Hausa മലയാളം తెలుగు Kiswahili پښتو অসমীয়া Shqip دری Ελληνικά Български Fulfulde ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių or Română Kinyarwanda Српски тоҷикӣ O‘zbek नेपाली Moore Kurdî Wolof Soomaali Français Tagalog Azərbaycan Українська bm தமிழ் Deutsch ქართული Português Македонски Magyar فارسی Русский 中文 ភាសាខ្មែរ አማርኛ Oromooالشرح
Mampafantatra i Mpaminany (S.A.W) fa hoe : Tompo Allah dia makatia ny fanatanterahana ireo fanamaivanana rehetra ara-pinoana izay nomeny, tahaka ny fanamaivanana amin'ireo lalàna sy fanompoana, ary ny fanamorana amin'ireo mpanompo noho ny fialan-tsiny -tahaka ny fanenana ny isan'ny raka't amin'ny Soalat sy ny fanambarana izany rehefa am-pandehanana (Voyage).. Tahaka ny fitiavany ny fanatanterahana ireo fanapaha-keviny, amin'ireo didy rehetra izay tsy maintsy atao; satria ny fanamaivanana sy ny didy izay nibaikon'i Tompo Allah dia iray ihany.فوائد الحديث
Ny famindram-pon’i Allah amin’ireo mpanompony, ary Izy, Voninahitra ho Azy, Izy dia mankatia ny fanatanterana ireo lalànany amin'ny fankahivanana.
Ny fahafenoan'ity lalàna io, ary ny fanesorana ny fahasahiranana amin'ny Islamo.