إعدادات العرض
I Mpaminany (S.W.A) dia mahatsiaro sy midera an'i Allah tamin'ny fotoanany rehetra
I Mpaminany (S.W.A) dia mahatsiaro sy midera an'i Allah tamin'ny fotoanany rehetra
Tatitra azo avy tamin'i Aicha (R.A) niteny : I Mpaminany (S.W.A) dia mahatsiaro sy midera an'i Allah tamin'ny fotoanany rehetra.
[Mari-pototra] [Notantaraiin'i Moslim]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी Tiếng Việt ئۇيغۇرچە Kurdî Hausa Português മലയാളം తెలుగు မြန်မာ ไทย Deutsch 日本語 پښتو অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands සිංහල Kiswahili தமிழ் دری Magyar Italiano ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių Română Kinyarwanda नेपाली Српски Soomaali Moore Українська Български Wolof Azərbaycan Русский ქართული тоҷикӣالشرح
Mampahafantatra i Aicha (R.A) renin'ny mpino rehetra fa i Mpaminany (S.W.A) dia tena mifikitra amin'ny fahatsiarovana sy fiderana an'i Allah, ka izy dia midera an'i Allah amin'ny fotoana sy ny toerana rehetra.فوائد الحديث
Tsy anisany fepetra takina ny fahadiovana amin'ny loto kely sy lehibe rehefa hanao Zikr ny Olona iray.
Tsy mitsahatra amin'ny fiderana mihitsy i Mpaminany (S.W.A).
Famporisina amin'ny tokony fanaovana im-betsaka ny Zikroullahi amin'ny fotoana rehetra mba ho fanarahana ny fomba amam-panaon'ny Mpaminany (S.W.A) afa-tsy amin'ireo toerana tsy azo anaovana izany toy ny amin'ny toeram-pivoahana.
التصنيفات
Lalàna momba ny CORAN sy ny Mois'haf