إعدادات العرض
Tsy mbola nahita an'ny Mpaminany (S.A.W) nihomehy mafy aho, ka tazana avokoa ny ati-vavany, fa izy kosa dia mitsiky lalandava
Tsy mbola nahita an'ny Mpaminany (S.A.W) nihomehy mafy aho, ka tazana avokoa ny ati-vavany, fa izy kosa dia mitsiky lalandava
Tatitra azo avy tamin'i Aicha renin'ny mpino silamo (R.A), niteny : Tsy mbola nahita an'ny Mpaminany (S.A.W) nihomehy mafy aho, ka tazana avokoa ny ati-vavany, fa izy kosa dia mitsiky lalandava.
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari sy Moslim]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी Hausa Kurdî Kiswahili Português සිංහල Nederlands Tiếng Việt ગુજરાતી অসমীয়া پښتو नेपाली മലയാളം Yorùbá ქართული Magyar తెలుగు Svenska Македонски ಕನ್ನಡ Moore Română Oromoo Українська ไทย मराठी ਪੰਜਾਬੀ دری አማርኛ Wolof ភាសាខ្មែរالشرح
Nitatitra i Aisha fa tsy mbola nihomehy loatra ny Mpaminany (S.A.W) ka tazana ny ati-vavany, izay nofo miraikitra amin'ny tampon-tenda, fa izy kosa dia zatra mitsiky.فوائد الحديث
Ny fihomehezan'ny Irak'Allah (S.A.W) dia tsiky mahafinaritra rehefa afa-po na nankatia zavatra iray.
Hoy i Ibn Hajar : Tsy nahita azy nihomehy aho ka hihomehy tanteraka ary nanomboka nihomehy tanteraka.
Tsy anisan’ny toetran’ny olo-marina ny mihomehy be sy mampiaka-peo amin’ny fihomehezana.
Ny fihomehezana tafahoatra dia manimba ny laza sy ny fahamendrehan'ny olona eo amin'ny rahalahiny.
التصنيفات
Ny fimehezan'ny Mpaminany (S.A.W)