إعدادات العرض
“Tsy ho avy ny ora farany raha tsy efa mifanakaiky ny fotoana
“Tsy ho avy ny ora farany raha tsy efa mifanakaiky ny fotoana
Tatitra azo avy amin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (ٍS.A.W) manao hoe : “Tsy ho avy ny ora farany raha tsy efa mifanakaiky ny fotoana, ka ny taona iray ho toy ny volana, ary ny iray volana ho toy ny zoma, ary ny zoma ho toy ny andro, ary ny andro iray ho toy ny ora ary ny ora dia ho toy ny fandoroana hazo rofia".
[Mari-pototra] [Notantarain'i Ahmad]
الترجمة
العربية English မြန်မာ Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá اردو Bahasa Indonesia ئۇيغۇرچە සිංහල हिन्दी Hausa Kiswahili ไทย پښتو অসমীয়া دری Кыргызча or Türkçe Tiếng Việt नेपाली Kinyarwanda తెలుగు Bosanski Lietuvių Oromoo Română മലയാളം Nederlands Soomaali Српски Kurdî Українська Deutsch ಕನ್ನಡ Wolof Moore Shqip Português ქართული Azərbaycan 中文 Magyar فارسیالشرح
Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa iray amin'ireo famantarana ny ora farany ny fifanakakaizan'ny fotoana, ka ny fandehanan'ny taona dia toy ny volana, ary ny volana dia toy ny herinandro, Ary mandalo ny zoma tahaky ny fandalovan'ny andro, ary mandalo ny andro tahaky ny ora iray, Mandeha haingana ny ora, toy ny famaizan'ny ravin-drofia.فوائد الحديث
Anisan'ny famantarana ny Ora farany ny fanesorana fahasoavana eo amin'ny fotoana na ny fanafainganana azy.
التصنيفات
Ny fiainana fiandrasana