إعدادات العرض
Ny Mpaminany (S.A.W) dia niteny teo anelanelan'ny fiankohofana roa : "Rabbighfirli Rabbighfirli - Tompoko ô!, Mamelà ahy, Tompoko ô!, Mamelà ahy
Ny Mpaminany (S.A.W) dia niteny teo anelanelan'ny fiankohofana roa : "Rabbighfirli Rabbighfirli - Tompoko ô!, Mamelà ahy, Tompoko ô!, Mamelà ahy
Tatitra azo avy tamin'i Hozaifa (R.A) : Ny Mpaminany (S.A.W) dia niteny teo anelanelan'ny fiankohofana roa : "Rabbighfirli Rabbighfirli - Tompoko ô!, Mamelà ahy, Tompoko ô!, Mamelà ahy."
[Mari-pototra] [Notantarain'i Abo Daòd, Al-Nasàì, Ibn Màjah, ary Ahmad]
الترجمة
العربية English မြန်မာ Svenska Čeština ગુજરાતી Yorùbá Nederlands اردو Bahasa Indonesia ئۇيغۇرچە বাংলা Türkçe සිංහල हिन्दी Tiếng Việt Hausa Kiswahili پښتو অসমীয়া دری Кыргызча Lietuvių Kinyarwanda नेपाली తెలుగు Bosanski ಕನ್ನಡ Kurdî മലയാളം Oromoo Română Soomaali Shqip Српски Українська Wolof Moore Tagalog தமிழ் Azərbaycan فارسی ქართული 中文 Magyar Português Deutsch Русский አማርኛ bm Македонскиالشرح
Ny Mpaminany (S.A.W) dia niteny teo anelanelan'ny fiankohofana roa : "Rabbighfirli Rabbighfirli - Tompoko ô!, Mamelà ahy, Tompoko ô!, Mamelà ahy." Ary naverimberiny izany. Ny dikan’ny hoe “Rabbighfirli" -Tompo ô! Mamelà ahy- dia ny fangatahan'ny mpanompo iray amin'ny Tompony mba hamela sy hanafina ny heloka vitany.فوائد الحديث
Ny maha-ara-dalàna an'io Doan eo anelanelan'ny fiankohofana roa amin'ny soalat tsy maintsy atao sy ny an-tsitrapo.
Tsara ny mamerina ilay teny hoe : Tompo ô! Mamelà ahy, ary tsy maintsy miteny izany indray mandeha farafahakeliny.
التصنيفات
Ny fomba fanaovana Swalat