إعدادات العرض
“Izay mianiana ho toky dia tsy namantsika.”
“Izay mianiana ho toky dia tsy namantsika.”
Tatitra azo avy amin'i Boraida (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe : “Izay mianiana ho toky dia tsy namantsika.”
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी සිංහල ئۇيغۇرچە Hausa Kurdî Português Nederlands Tiếng Việt অসমীয়া ગુજરાતી Kiswahili پښتو മലയാളം नेपाली Magyar ქართული తెలుగు Македонски Русский Svenska Moore Română Українська ไทย मराठी ਪੰਜਾਬੀ دری አማርኛ Wolof ភាសាខ្មែរ ಕನ್ನಡالشرح
Ny Mpaminany (S.A.W) dia nandrara sy nampitandrina ny amin'ny fianianana amin'ny tokoy, ary na iza na iza manao izany dia tsy anisantsika.فوائد الحديث
Fandrarana ny fianianana amin'ny zavatra hafa ankoatra an'I Allah, anisan'izany ny hoe : mianiana amin'ny fahamarinana, ary izany dia fanompoan-tsampy madinika.
Ny toky dia mandrakotra ny asa fankatoavana sy ny fanompoam-pivavahana, fahatokiana, fanakianana, ary fiarovana.
Allah ilay Tsitoha ihany no afaka mianiana, amin’ny anaran’ny iray, na amin’ny iray amin’ireo toetrany.
Hoy i Al-Khattabi : Mitovitovy amin’ny hoe tsy tiany izany satria nodidiana izy hianiana amin’I Allah sy ny toetrany, ary tsy anisan’ny toetrany ny fahamarinan-toetra, fa iray amin’ireo didiny sy baikony, koa norarana tamin’izany izy ireo noho ny fampitovizana izany amin'ny anarana sy ny toetran’I Allah ilay Tsitoha.
التصنيفات
Ny fanompoan-tsampy