إعدادات العرض
Izay nifehy tamin'ny volana Ramadan tamin'ny Fo feno finoana sy fanantenana valisoa amin'i Allah, dia ho voafafa avokoa ireo fahotana vitany teo aloha
Izay nifehy tamin'ny volana Ramadan tamin'ny Fo feno finoana sy fanantenana valisoa amin'i Allah, dia ho voafafa avokoa ireo fahotana vitany teo aloha
Tatitra azo avy tamin'i Abou Huorairah (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Izay nifehy tamin'ny volana Ramadan tamin'ny Fo feno finoana sy fanantenana valisoa amin'i Allah, dia ho voafafa avokoa ireo fahotana vitany teo aloha".
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari sy Moslim]
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी Tiếng Việt ئۇيغۇرچە Kurdî Hausa Português മലയാളം తెలుగు မြန်မာ Deutsch 日本語 پښتو অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands සිංහල Kiswahili தமிழ் ไทย دری Fulfulde Magyar Italiano ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių or Română Kinyarwanda Српски тоҷикӣ O‘zbek Moore नेपाली Oromoo Wolof Soomaali Български Українська Azərbaycan bm ქართული Lingala Македонскиالشرح
Mampafantatra i Mpaminany (S.W.A) fa izay nifehy mandritra ny volana Ramadany tamin'ny finoana feno an'i Allah, ary mino ny maha voadidy ny fifehezana sy izay fampanantenana omen'i Allah azy amin'ny valisoa lehibe sy ny hatsarana, nataony noho i Allah ilay Avo Tsitoha, tsy misy fireharehana na fisehosehoana, dia ho fafan'i Allah avokoa ireo fahotana rehetra izay efa lasa.فوائد الحديث
Fahasoavan'ny fahadiovam-po sy ny maha zava-dehibe izany amin'ny fifehezana Ramadany ary ny ankoatr'izany amin'ireo asa soa rehetra.
التصنيفات
Ny tombotsoan'ny fifehezana