إعدادات العرض
Tsy lavina ny Doan eo anelanelan'ny Azan sy ny iqamah
Tsy lavina ny Doan eo anelanelan'ny Azan sy ny iqamah
Tatitra azo avy tamin'i Anas Ibn Malik (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : "Tsy lavina ny Doan eo anelanelan'ny Azan sy ny iqamah."
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी Hausa Kurdî Português සිංහල Nederlands অসমীয়া Tiếng Việt Kiswahili ગુજરાતી پښتو Română മലയാളം Deutsch नेपाली Кыргызча ქართული Moore Magyar తెలుగు Svenska ಕನ್ನಡ አማርኛ Українська Македонски Kinyarwanda Oromoo ไทย Српски मराठी ਪੰਜਾਬੀ دری Wolofالشرح
Nanazava ny hasin'ny Doan eo anelanelan'ny Azan sy ny iqamah i Mpaminany (S.A.W), satria izy io dia tsy holavina ary hovaliana, koa mivavaha amin'I Allah momba izany.فوائد الحديث
Ny hasin'io fotoana io dia ny Doan.
Raha mifikitra amin’ny fitalahoana ny mpivavaka, ka mikasa ny toerana misy azy sy ny fotoany tsara, manalavitra ny tsy fankatoavana an’I Allah, miaro ny tenany amin’ny fisalasalana sy ny tsy fitokisana, ary manana finoana tsara an’I Allah: dia mendrika ny hovaliana izy, raha sitrak’Allah.
Hoy i Al-Manawi momba ny valin'ny Doan : Izany hoe, rehefa avy nanangona ny fepetra sy ny andry ary ny etikety amin'ny fitalahoana, raha tsy hita ny iray amin'izy ireo, dia tsy manan-tsiny afa-tsy ny tenany ihany izy.
Valiny ny fitalahoana : Na ho faingana ho azy ny fitalahoany, na hiala aminy ny ratsy tahaka izany, na ho voavonjy ho azy any ankoatra. Izany dia araka ny fahendren’I Allah sy ny famindram-pony.