إعدادات العرض
Nampidinina tamin'ny ilay Irakan' i Tompo Allah ny faminaniana fony izy mbola Efa-polo
Nampidinina tamin'ny ilay Irakan' i Tompo Allah ny faminaniana fony izy mbola Efa-polo
Tatitra azo avy amin'i ibn A'bbas (R.D), Niteny ka nanao hoe : Nampidinina tamin'ny ilay Irakan' i Tompo Allah ny faminaniana fony izy mbola Efa-polo Taona, nitoetra tao Lameka (Makka) nandritra ny Telo ambin'ny folo taona, avy eo dia nasaina nifindra monina, ka nifindra monina nakany tany Madina, ary nitoetra tao nandritry ny folo Taona, avy eo dia maty Izy (S.W.A).
[Mari-pototra] [Notantarain’i Bokhari sy Moslim]
الترجمة
العربية English မြန်မာ Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands اردو Español Bahasa Indonesia ئۇيغۇرچە বাংলা Türkçe Bosanski සිංහල हिन्दी Tiếng Việt Hausa മലയാളം తెలుగు Kiswahili ไทย پښتو অসমীয়া Shqip دری Ελληνικά Български Fulfulde Italiano ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių Română Kinyarwanda Српски тоҷикӣ O‘zbek नेपाली Kurdî Moore Soomaali Wolof Français Azərbaycan Oromoo Tagalog Українська தமிழ் Deutsch bm ქართული Português Македонски Magyar Русский 中文 فارسیالشرح
Milaza sy mampahafantatra i ibn A'bbas (R.D) : fa Nampidinina tamin'ny Irakan' i Tompo Allah ny faminanina rehefa Izy feno Efa-polo Taona, ary monina tao Lameka nandritra ny Telo ambin’ny folo Taona taorian’ny faminaniana, avy eo dia nasaina nifindra monina tany Madina Izy ary nitoetra tao nandritra ny folo Taona, ary avy eo dia maty Izy rehefa feno Telo amby Enimpolo Taona.فوائد الحديث
Ny fahalianan'ny Mpanaradia ny tantaram-piainan'ny Mpaminany (S.W.A).