إعدادات العرض
Ry irak'i Allah ô! maty ny renin'i Saad, ka inona no fanomezana tsaratsara kokoa, dia hoy izy : “Ny rano”, niteny izy : nangady vovo ary nolazainy fa ity ho an'i renin'i Saad
Ry irak'i Allah ô! maty ny renin'i Saad, ka inona no fanomezana tsaratsara kokoa, dia hoy izy : “Ny rano”, niteny izy : nangady vovo ary nolazainy fa ity ho an'i renin'i Saad
Tatitra azo avy tamin'i Saad bin Obada (R.A) niteny izy : Ry irak'i Allah ô! maty ny renin'i Saad, ka inona no fanomezana tsaratsara kokoa, dia hoy izy : “Ny rano”, niteny izy : nangady vovo ary nolazainy fa ity ho an'i renin'i Saad.
الترجمة
العربية অসমীয়া Bahasa Indonesia Kiswahili Tagalog አማርኛ Tiếng Việt ગુજરાતી Nederlands සිංහල پښتو Hausa മലയാളം ไทย नेपाली Кыргызча English Svenska Română Kurdî Bosanski فارسی తెలుగు ქართული Mooreالشرح
Nodimandry ny renin'i Saad bin Obada, ka nanontany ny Mpaminany (S.A.W) izy ny amin'ny karazana fanomezana tsara indrindra azo hatolotra ho an'ny reniny? Ka hoy ny Mpaminany (S.A.W) : Ny fanomezana tsara indrindra dia ny rano, ka nihady lavaka fantsakana izy ka nanao izany ho fanomezana an'ny reniny.فوائد الحديث
Fanazavana fa ny rano dia iray amin'ireo karazana fanomezana tsara indrindra.
Nanoro an'i Saad hanolotra fanomezana rano ny Mpaminany (S.A.W). Satria ny rano dia feno ny soa azo aminy, amin’ny raharaha ara-pinoana sy ara-piainana, ary noho ny hafanana be tafahoatra sy ny filana ary ny tsy fahampian-drano.
Porofo manambara fa tonga any amin’ny maty ny valisoan’ny fanomezana.
Fanasoavana nataon'i Saad bin Obada(R.A.) ny reniny.