إعدادات العرض
1- Raha maty ny olona iray, dia tapaka ny asany afa-tsy telo : ny fanomezana mitohy maharitra, ny fahalalana mahasoa, na ny zaza hendry izay mivavaka ho azy
2- Ry irak'i Allah ô! maty ny renin'i Saad, ka inona no fanomezana tsaratsara kokoa, dia hoy izy : “Ny rano”, niteny izy : nangady vovo ary nolazainy fa ity ho an'i renin'i Saad