إعدادات العرض
I Al-Hasan sy Al-Hossein no lehiben'ny tanora ao amin'ny Paradisa
I Al-Hasan sy Al-Hossein no lehiben'ny tanora ao amin'ny Paradisa
Tatitra azo avy amin'i Abo Said Al-Khodri (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.W.A) manao hoe : "I Al-Hasan sy Al-Hossein no lehiben'ny tanora ao amin'ny Paradisa."
[Mari-pototra] [Notantarain'i Al-Tirmizì sy Ahmad]
الترجمة
العربية Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский 中文 हिन्दी اردو Hausa Kurdî Português Nederlands Tiếng Việt অসমীয়া ગુજરાતી Kiswahili پښتو සිංහල Tagalog മലയാളം नेपाली Magyar ქართული తెలుగు Македонски Svenska Moore Română ไทย Українська मराठी ਪੰਜਾਬੀ دری Türkçe አማርኛ বাংলা Wolof ភាសាខ្មែរ ಕನ್ನಡالشرح
Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa ny zafikeliny roa lahy, Al-Hassan sy Al-Hossein, zanak'i Ali bin Abi Talib sy Fatima, zanakavavin'ny Mpaminany (S.A.W), Izy roa no lehiben'ireo olona rehetra maty fony mbola tanora ary miditra ao amin’ny Paradisa amim-pahamendrehana, na izy ireo no lehiben’ny tanora ao amin'ny Paradisa, afa-tsy ny mpaminany sy ireo mpandimby azy ireo tamin'ny fitondrana.فوائد الحديث
Misy voninahitra mazava tsara ho an'i Al-Hasan sy Al-Hossein (R.A).
Nolazaina amin'ny dikan'ny hadith : fa tamin'ny fotoan'ny hadith dia izy roa no lehiben'ny tanora amin'izao fotoana izao, na tsara kokoa noho ireo izay ao aminy izay tsy misy porofo amin'ny ankapobeny, toy ny mpaminany sy ny kalifa, na izy roa no lehiben'ireo izay lazaina fa tanora sy ny fahatanorany toy ny hareza, ny fahalalahan-tanana ary ny herim-po, ary tsy misy filazana izany amin'ny taonan'ny fahatanorana; Satria maty antitra i Al-Hassan sy Al-Hossein.
التصنيفات
Ny hasin'ireo fianakaviana