إعدادات العرض
“Izay nifehy iray andro amin’ny làlan’I Allah (noho tompo Allah) dia ho halavirin’I Allah im-pitopolo KHARIFA amin’ny Afobe ilay olona ”
“Izay nifehy iray andro amin’ny làlan’I Allah (noho tompo Allah) dia ho halavirin’I Allah im-pitopolo KHARIFA amin’ny Afobe ilay olona ”
Tatitra azo avy tamin'i Abo Saï'd Al-Khodory (R.A) niteny : Izaho naheno an'ilay Irak'Allah (S.A.W) niteny manao hoe : “Izay nifehy iray andro amin’ny làlan’I Allah (noho tompo Allah) dia ho halavirin’I Allah im-pitopolo KHARIFA amin’ny Afobe ilay olona ”
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog اردو 中文 हिन्दी ئۇيغۇرچە Hausa Português Kurdî සිංහල Tiếng Việt Kiswahili অসমীয়া ગુજરાતી Nederlands മലയാളം Română Magyar ქართული Moore ಕನ್ನಡ Svenska Oromoo Македонски ไทย Українська తెలుగు پښتو मराठी ਪੰਜਾਬੀ دری Türkçe አማርኛالشرح
Nanazava ny Mpaminany (S.A.W) fa izay nifehy indray andro mandritra ny jiady, ary voalaza momba ny jiady sy ny andro hafa, noho Allah irery, mitady valisoa sy fahasoavana avy amin'I Allah; dia Allah noho ny fahasoavany hiaro azy amin’ny Afobe mandritra ny fitopolo taona.فوائد الحديث
Hoy i Al-Nawawi : Ny hatsaran'ny fifadian-kanina ho an'I Allah, ary mihatra amin'ireo izay tsy voadona amin'izany, izay tsy very zo amin'izany, ary tsy manelingelina ny ady na ny iraka hafa amin'izany.
Famporisihana sy fampitsiriritana ny fifehezana an-tsitrapo.
Ilaina ny fahadiovam-po sy fitadiavanan ny fifalian'I Allah, ary tsy tokony hifehy noho ny fireharehana na ny laza na noho ny tanjona hafa.
Hoy i Al-Sindhi : Ny teniny (noho an'I Allah), dia mety ho fanitsiana ny fikasana fotsiny no tiana ho lazaina, ary mety ho ny tiana ho lazaina amin'izany dia ny hoe nifady hanina izy fony izy manao jihady, ary ny ny faharoa dia ilay manao azy an-tsitrapo.
Hoy I Ibn Hajar : Ny teniny : (fitopolo fararano) dia fotoana fantatra amin'ny taona ny fararano, ary ny tiana ho lazaina eto dia ny taona, ary ny fararano dia voatokana ho lazaina tsy misy ny vanim-potoana sisa - fahavaratra, ririnina ary lohataona -; Satria ny fararano no vanim-potoana madio indrindra satria mijinja ny vokatra.
التصنيفات
Ny fifehezana an-tsitrapo