إعدادات العرض
Niaraka nanao Eid tamin'i Omar bin Al-Khattab (R.A) aho, ka hoy izy : Ireo roa ireto no andro nandraran'ny irak'Allah ny fifehezana : ny andro hitsaharanareo amin'ny fifehezanareo, ary amin'ny andro hafa izay hihinananareo amin'ny fomba fanaonareo
Niaraka nanao Eid tamin'i Omar bin Al-Khattab (R.A) aho, ka hoy izy : Ireo roa ireto no andro nandraran'ny irak'Allah ny fifehezana : ny andro hitsaharanareo amin'ny fifehezanareo, ary amin'ny andro hafa izay hihinananareo amin'ny fomba fanaonareo
Tatitra azo avy tamin'i Abo Ombaid Maola Ibn Azhar, niteny : Niaraka nanao Eid tamin'i Omar bin Al-Khattab (R.A) aho, ka hoy izy : Ireo roa ireto no andro nandraran'ny irak'Allah ny fifehezana : ny andro hitsaharanareo amin'ny fifehezanareo, ary amin'ny andro hafa izay hihinananareo amin'ny fomba fanaonareo.
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog اردو 中文 हिन्दी ئۇيغۇرچە Hausa Português Kurdî සිංහල Kiswahili Tiếng Việt অসমীয়া ગુજરાતી Nederlands മലയാളം Română Magyar ქართული Moore ಕನ್ನಡ Svenska Македонски ไทย Українська తెలుగు मराठी ਪੰਜਾਬੀ دری Türkçe አማርኛ پښتوالشرح
Nandrara ny fifehezana amin'ny andro Eid al-Fitr sy Eid al-Adha ny Mpaminany (S.A.W). Satria ny amin’ny Eid al-Fitr dia andro fiatoana amin’ny volana Ramadany, ary ny amin’ny Eid al-Adha kosa dia andro fihinanana ny biby natao sorona.فوائد الحديث
Fandrarana ny fifadian-kanina amin'ny andro Eid al-Fitr, Eid al-Adha ary ny andron'ny Tashreeq. Satria mifandray amin’ny andron’ny sorona izany, afa-tsy ireo izay tsy mahita biby atao sorona, ka amin’izany dia azo atao ny mifady hanina amin’ny andron’ny Tashreeq.
Hoy I Ibn Hajar : Voalaza hoe : Ny tombony amin'ny famaritana ny roa andro dia fonondrona ny antony tsy maintsy hanapahana azy ireo, dia ny fisarahana amin'ny fifadian-kanina, ary ny fanehoana ny fahavitany irery amin'ny alàlan'ny fitsaharan'ny fifadian-kanina aorian'izany, ary ny iray kosa dia natao fanatitra ho an'ny fanao amin'ny famonoana azy hoanina amin'izany.
Tsara ho an'ny mpitory teny ny hanonona ao amin’ny toriteniny ny didy mifandraika amin’ny fotoany sy hanadihady ny zava-nitranga.
Ny maha ara-dalàna ny fihinanana ao anatin'ny andron'ny Eid.
التصنيفات
Ireo zavatra voarara amin'ny mpifehy