إعدادات العرض
Izay tonga manatrika ny Swalat jom'an dia aoka izy hisaika
Izay tonga manatrika ny Swalat jom'an dia aoka izy hisaika
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Ibn Omar (R.A) nieny : Izaho nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny manao hoe : "Izay tonga manatrika ny Swalat jom'an dia aoka izy hisaika".
الترجمة
العربية বাংলা Bosanski English Español فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Tagalog Türkçe اردو 中文 हिन्दी Hausa Português Kurdî සිංහල Nederlands অসমীয়া Tiếng Việt Kiswahili ગુજરાતી پښتو Română മലയാളം Deutsch Кыргызча ქართული नेपाली Moore Magyar తెలుగు Svenska ಕನ್ನಡ Українська Македонски Kinyarwanda Oromoo ไทย Српски मराठी ਪੰਜਾਬੀ دری አማርኛ Wolofالشرح
Nohamafisin’ny Mpaminany (S.A.W) fa izay te ho tonga amin’ny vavaka zoma, dia tsara ho azy ny misaika, toy ny fanaony amin’ny fandrona amin’ny fahalotoana lehibe.فوائد الحديث
Fanamafisana ny fisehana amin'ny andro Zoma, ary izy io dia Sonna ho an'ny mpino amin'ny Zoma ary tsara kokoa rehefa handeha hivavaka.
Anisan’ny fitondran-tena sy fahalalam-pomba amin’ny silamo ny ny fahadiovana sy fananana fofona tsara, ary manamafy izany rehefa mihaona amin’ny olona sy miara-mipetraka aminy, indrindra amin’ny fiaraha-mivory sy ny vondrona.
Ny lahateny ao amin'ny hadith dia ho an'ireo izay tsy maintsy manatrika ny vavaka zoma; satria izy no mandeha any.
Tsara ho an’izay tonga amin’ny vavaka zoma ny madio, koa aoka izy handro mandra-pahalany ny fofona ao amin’ny vatany sy hanadio ny tenany, ary raha manao Ozo fotsiny izy dia ampy ho azy izany.