إعدادات العرض
izay Olona manao fidiovana masina Ouzo ka nataony tsara ammim-pahamendrena izany dia hivoaka amin'ny vatany ny fahotany ary hivoaka hatrany ambanin'ny hohony
izay Olona manao fidiovana masina Ouzo ka nataony tsara ammim-pahamendrena izany dia hivoaka amin'ny vatany ny fahotany ary hivoaka hatrany ambanin'ny hohony
Tatitra azo avy tamin'i Outhman Ibn Affan (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : " izay Olona manao fidiovana masina Ouzo ka nataony tsara ammim-pahamendrena izany dia hivoaka amin'ny vatany ny fahotany ary hivoaka hatrany ambanin'ny hohony."
الترجمة
العربية Bosanski English فارسی Français Bahasa Indonesia Русский Türkçe اردو 中文 हिन्दी বাংলা Español Kurdî Português മലയാളം తెలుగు Kiswahili தமிழ் සිංහල မြန်မာ ไทย Deutsch 日本語 پښتو Tiếng Việt অসমীয়া Shqip Svenska Čeština ગુજરાતી አማርኛ Yorùbá Nederlands ئۇيغۇرچە Hausa دری Magyar Italiano ಕನ್ನಡ Кыргызча Lietuvių Română Kinyarwanda नेपाली Српски Soomaali Moore Українська Български Tagalog Wolof Azərbaycan ქართული тоҷикӣالشرح
Mampahafantatra i Mpaminany (S.W.A) fa izay nanao fidiovana masina (Ouzou) ka voahaja ireo Sounnat eo aminy sy ny momba azy rehetra, Dia izany tafiditra ho anisany antony lehibe amin'ny famafana ny haratsina sy ny fahadisoana, "mandra-pivoahann'ny" fahotany eo amin'ny hohon'ny tanany roa sy ny tongony roa.فوائد الحديث
Famporisihana ny olona hitandro mandrakariva ny fianarana momba ny fidiovana masina, ny Sunnah sy ny etika, ary fanatantanterahana azy.
Tombotsoan'ny Ouzo, ary izy dia mamafa ireo fahotana kely, fa ny ny fahotana lehibe kosa dia tsy maintsy amin'ny alàlan'ny fibebahana.
Fepetra takina amin'ny famafana ny ota dia ny fanaovana ny Ouzo sy ny fanatanterahana azy amin'ny endrika feno sy tsara ka tsy ahitàna lesoka araka izay fomba nanazavan'ny Mpaminany (S.W.A).
Ny famafana ny fahotana ao amin’ity hadith ity dia voafetra ihany amin’ny fialana amin’ny fahotana lehibe sy ny fibebahana amin’izany. Hoy i Allah ilay Tsitoha : (Raha manalavitra ireo fahotana lehibe izay nandrarana anareo ianareo, dia hofafanay ireo faharatsiana vitanareo) [An-nisà°: 31].
التصنيفات
Tombotsoan'ny Ouzou