nandrara ny fihinanana ny bibidia lava vangy rehetra sy ny lava angofo rehetra amin'ny vorona

nandrara ny fihinanana ny bibidia lava vangy rehetra sy ny lava angofo rehetra amin'ny vorona

Niteny ibn 'Abbaas (RA), fa ny Irak'I Allah (S.A.W) dia: nandrara ny fihinanana ny bibidia lava vangy rehetra sy ny lava angofo rehetra amin'ny vorona.

[Mari-pototra] [Notantaraiin'i Moslim]

الشرح

Noraran'ny Mpaminany (S.A.W) ny fihinanana ny biby mpiremby rehetra izay mihaza amin'ny alalan'ny vanginy, ary ny vorona rehetra izay manapaka sy mitazona amin'ny vavany.

فوائد الحديث

Ny finoana silamo dia mifikitra amin'ny zavatra madio rehetra manomboka amin'ny sakafo, zava-pisotro, sy ny hafa ankoatr'izany.

Ny fitsipika fototra momba ny sakafo dia azo ohanina. Afa-tsy izay misy porofo milaza ny maha voarara azy.

التصنيفات

Ireo azo ohanina sy voarara amin'ireo biby sy ny vorona